Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:8 - Baiboly Katolika8 Nalainy ny tanàna Jazera mbamin’ny vohitra momba azy; dia niverina nankany Jodea izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Nalainy ny tanàna Jazera mbamin’ny zana-bohitra miankina aminy; dia niverina nankany Jodea izy. Jereo ny toko |