Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:68 - Baiboly Katolika

68 Raha efa izany, nizotra ho any Azota tamin’ny Filistinina i Jodasy, noravany ny ôtelin’ireny, nodorany ny sarin-tsampy voasokitr’ireny, ary nony efa nobaboiny ny tanànany, dia niverina ho amin’ny tanin’i Jodà izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

68 Nizotra ho any Asdôda tao anaty faritanin’ny Filistinina ihany i Joda ka noravàny ny alitaran’ireny, nodorany ny sarivongan-tsampiny ary nobaboiny ny tanànany, vao niverina tany Jodea izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:68
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra