Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:67 - Baiboly Katolika67 Tamin’izany andro izany nisy mpisorona maro, maty an’ady fa te-hanampatra ny herim-po fotsiny, ka mba nisosoka niady, tsy amim-pahamalinana, koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara67 Tamin’izany andro izany no nisy mpisorona maro maty an’ady: te hanampatra herimpo fotsiny ireo, ka nisosoka niady tsy malina akory. Jereo ny toko |