Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:66 - Baiboly Katolika66 Nony avy nangorona ny lainy izy dia nankany amin’ny tanin’ny Filistinina sy namaky an’i Marezà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara66 Avy eo dia lasa nankany amin’ny tanin’ny Filistinina ry i Joda mirahalahy avy ka namaky ny tanàna Maresà. Jereo ny toko |