Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:65 - Baiboly Katolika65 Nanaraka izany, niainga indray i Jodasy mbamin’ireo rahalahiny, hiady amin’ny taranak’i Esao, eo amin’ny tany atsimo; azony i Hebrôna mbamin’ny tanàna momba azy, noravany ny mandany, nodorany ny tilikambo teo amin’ny manda manodidina azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara65 Dia niainga koa i Joda mbamin’ireo rahalahiny hiady amin’ny taranak’i Hesao eo amin’ny faritany atsimo; azony i Hebrôna mbamin’ny tanàna madinika momba azy, noravany ny mandany, nodorany ny tilikambo teo amin’izany manda manodidina azy izany. Jereo ny toko |