Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:63 - Baiboly Katolika

63 I Jodasy mahery fo, mbamin’ireo rahalahiny, nahazo voninahitra lehibe, teo anatrehan’i Israely rehetra sy ny firenena rehetra, izay nanonona ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

63 Nahazo voninahitra lehibe i Joda mahery fo sy ireo rahalahiny teo anatrehan’i Israely manontolo sy ny hafa firenena rehetra izay nandrenesana ny lazany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:63
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra