Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:61 - Baiboly Katolika61 dia noho izy tsy nihaino an’i Jodasy mbamin’ireo rahalahiny, fa nataony ho fanehoan-kerim-po izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara61 Voan’ny faharesena goavana ny vahoaka israelita, satria i Jôsefa sy i Hazarià dia tsy nihaino an’i Joda mirahalahy avy, fa mba nihevi-tena haneho herimpo koa. Jereo ny toko |