Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:60 - Baiboly Katolika

60 Resy i Josefa sy i Azariasa, ka nenjehina hatreo amin’ny sisin-tanin’i Jodea, nahafatesana 2.000 lahy ny vahoakan’i Israely, tamin’izay andro izay. Ny vahoakan’i Israely no voan’izany faharesena lehibe izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

60 Resy ny tafik’i Jôsefa sy i Hazarià ka nenjehin’ny miaramilan’i Gorjià hatreo amin’ny sisin-tanin’i Jodea; ary nahafatesana vatan-dehilahy roa ny Israelita tamin’izay andro izay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:60
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra