Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:6 - Baiboly Katolika6 Raha efa izany, nankany amin’ny Amônita indray izy, ka sehatra tafika iray lehibe sy vahoaka maro, fehin’i Timoteo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Avy eo i Joda nankany amin’ny Hamônita, ka nisehatra tafika iray lehibe, nisy miaramila maro notarihin’i Timôty; Jereo ny toko |