Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:57 - Baiboly Katolika

57 Ka nifampilaza izy hoe: «Ndao koa isika mba hampaneho laza ny anarantsika, ka andeha hiady amin’ireo firenena manodidina antsika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

57 ka nifampilaza izy roa lahy ireto hoe: «Ndao koa isika mba hampanehoeho ny lazantsika, ka hiady amin’ny hafa firenena manodidina antsika».

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:57
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra