Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:56 - Baiboly Katolika56 dia ren’i Josefa zanak’i Zakaria, sy i Azariasa, samy lohan’ny tafika, ny herim-po lehibe nafitsok’izy ireo sy ny ady nataony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara56 dia ren’i Jôsefa zanakalahin’i Zakarià mbamin’i Hazarià izay samy mpitari-tafika ny herimpo lehibe nasehony sy ny ady nataony. Jereo ny toko |