Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:55 - Baiboly Katolika55 Raha mbola tany amin’ny tany Galaada i Jodasy mbamin’i Jônatasa rahalahiny, ary tany Galilea anoloan’i Ptôlemaisa koa i Simôna rahalahiny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 Fony mbola tany Gilehada i Joda sy i Jônatàna mirahalahy, ary tany Galilea anoloan’i Ptôlemaida koa i Simôna rahalahiny, Jereo ny toko |