Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:51 - Baiboly Katolika51 Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ny lahy rehetra, noravany tsy nasiany niangana ny tanàna, nentiny ny babo teo aminy, ary faty no nodiaviny namaky azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ny lahy rehetra, noravany tsy nisy niangana i Hefrôna, nentiny ny babo teo aminy, ary faty no voadiany namaky azy. Jereo ny toko |