Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:50 - Baiboly Katolika

50 Dia samy naka toerana ny lehilahy mpiantafika; ka nananika ny tanàna mandritra ny andro sy mandritra ny alina, dia natolotra teo an-tanany ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 dia samy nivonona amin’izany tokoa ny vatan-dehilahy mpiantafika. Niadian’ny tafik’i Joda nandritra ny andro sy nandritra ny alina ilay tanàna, ka natolotr’Andriamanitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:50
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra