Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:5 - Baiboly Katolika

5 ka notemerany tao anatin’ny tilikambony ireo, dia nataony fahirano sy nataony anatema ary nodorany ny tilikambony mbamin’izay rehetra tao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 notemerin’i Joda hihidy ao anaty tilikambo ireo, dia nataony fahirano sy nianianany haringana; ka nodorany ny tilikambony mbamin’izay rehetra tao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra