Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:49 - Baiboly Katolika

49 Ka nasain’i Jodasy nilazana ny miaramila, mba samy haka toerana amin’izay nisy azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Ka nasain’i Joda nilazana ny miaramilany mba samy hivonon-kanafika eo amin’izay nisy azy avy;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra