Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:48 - Baiboly Katolika

48 «Aoka mba hahazo mamaky ny taninareo izahay hankanesanay any amin’ny taninay; tsy hisy olona hahatonga faty antoka ho anareo; fa tsy misy angatahinay afa-tsy ny handalo fotsiny ihany.» Tsy nety namoha azy anefa izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Dia nandefasan’i Joda tenim-pihavanana ireo ka nilazany hoe: –Aoka mba hahazo mamaky ny faritaninareo izahay hankanesanay any amin’ny taninay! Tsy hisy olona hanao ratsy aminareo izahay; fa ny handalo an-tongotra ihany no hataonay. Saingy tsy nety namoha azy mihitsy ny mponin’i Hefrôna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:48
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra