Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:47 - Baiboly Katolika47 Nihiboka tao ny mponina, sady notampenany vato ny vavahady. Nandefa tenim-pihavanana tamin’izy ireo i Jodasy nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Kanefa tsy namela azy handalo ny mponin’i Hefrôna, ary nanampina vato ny vavahady aza. Jereo ny toko |