Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:46 - Baiboly Katolika46 Dia tonga teo Efrôna, tanàna lehibe manapaka ny vavalalana ho amin’ny tany, sy voamanda mafy; ary tsy nisy azo iviliana na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia, fa tsy maintsy mamaky eo afovoany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Tao Hefrôna, tanàna lehibe sy mafy tokoa sady manakana ny làlany, no tonga izany vahoaka izany; ary tsy nisy azony hiviliana hiankavia na hiankavanana fa tsy maintsy hamaky ny tanàna izy. Jereo ny toko |