Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:45 - Baiboly Katolika

45 Nangonin’i Jodasy tamin’izay ny Israelita rehetra tany Galaada, hatramin’ny kely indrindra, ka hatramin’ny lehibe indrindra, mbamin’ny vady aman-janany sy ny ananany, izay zavon-tany, hoentiny ho any amin’ny tanin’i Jodà.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 Tamin’izay i Joda dia nanangona ny Israelita rehetra tany Gilehada, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, mbamin’ny vady aman-janany sy ny fananany; dia vahoaka zavon-tany no nentiny ho any amin’ny faritanin’i Jodea.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:45
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra