Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:44 - Baiboly Katolika44 Fa azon’ny Jody ny tanàna, ka nodorany ny tempoly mbamin’izay rehetra tao aminy, dia voaetry i Karnaima, ary tsy nahaleo an’i Jodasy intsony ny fahavalo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara44 Saingy azon’i Joda sy ny tafiny kosa ny tanàna, ka nodorany ny tempoly mbamin’izay rehetra tao anatiny. Dia rava tanteraka i Karnaîma ary tsy nahatohitra an’i Joda intsony ny fahavalo. Jereo ny toko |