Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:43 - Baiboly Katolika43 Dia nandroso nanatona ny fahavalo izy ka nita voalohany, narahin’ny vahoaka rehetra. Torotoro teo anoloany avokoa ny Jentily; narian’izy ireo ny fiadiany rehetra, dia nandositra tao amin’ny tempoly ao Karnaima izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Dia nita voalohany i Joda hankeny amin’ny fahavalo ary narahin’ny tafiny manontolo, ka nanamontsana ny hafa firenena izay teo anoloany. Dia nanary fiadiana ny fahavalo sisa ka rifatra nandositra tao amin’ny tempolin-tsampy tao Karnaîma. Jereo ny toko |