Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:42 - Baiboly Katolika

42 Nony mby teo amin’ny rano mandeha i Jodasy, nasainy niato teo amoron-drano ny mpanoratry ny tafika, ka nomeny didy hoe: «Aza avela hisy mijanona, fa aoka handroso ho eny amin’ny ady avokoa ny olona.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Nony mby teo akaikin’ny lohasahan-driaka i Joda, dia nasainy nijoro teo amoron-drano ny mpitan-tsoratry ny tafika, sady nomeny didy hoe: –Aza avela hisy hijanona fa aoka hiroso an’ady avokoa ny olona!

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra