Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:40 - Baiboly Katolika

40 Ary hoy i Timoteo tamin’ireo lehiben’ny tafiny: «Rehefa tonga eo amin’ny rano mandeha i Jodasy mbamin’ny miaramilany, raha mita izy handroso voalohany ho etỳ amintsika, tsy hahatohitra azy ianareo, fa ho resiny mihitsy isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Rehefa nanakaiky ny lohasahan-driaka i Joda sy ny miaramilany, dia hoy i Timôty tamin’ireo lehiben’ny tafiny: –Raha mita voalohany i Joda handroso hamely antsika, dia tsy hahatohitra azy isika fa ho resiny mihitsy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra