Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:4 - Baiboly Katolika

4 Tsaroany koa ny haratsiam-pon’ny taranak’i Beana, izay nitsangan-ko fandrika aman-doza ho an’ny vahoaka, nanao otrika hahavoa azy teny an-dalana;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Tsaroan’i Joda koa ny haratsiam-pon’ireo taranak’i Baiàna, izay nitsangan-ko fandrika aman-tsakana ho an’ny vahoaka israelita, ka nanao otrika hahavoa azy teny an-dalana;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra