Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:38 - Baiboly Katolika

38 Naniraka hizaha io tafika io i Jodasy ka izao no filazana natao taminy: «Nitambatra tamin’ny miaramilan’i Timoteo avokoa ny firenena manodidina antsika, ka tonga tafika iray lehibe dia lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Nandefa iraka hizaha io tafika io i Joda, ka izao no tatitra natao taminy: –Nitambatra tamin’i Timôty avokoa ny firenena manodidina antsika, ka tonga tafika iray goavana tokoa;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra