Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:37 - Baiboly Katolika37 Taorian’izany, namory tafika hafa indray i Timoteo, dia lasa nitoby teo an-tandrifin’i Rafôna, an-dafin’ny mason-driaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Namory tafika hafa indray i Timôty taorian’izany, dia lasa nitoby tandrifin’i Rafôna, teo an-dafin’ny lohasahan-driaka. Jereo ny toko |