Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:36 - Baiboly Katolika36 Nandroso nandroso ihany izy, ka azony avokoa i Kasfôna, i Makedà, i Bôsôra, mbamin’ny tanàna hafa any Galaaditida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Avy eo dia nirosoany ka azony avokoa i Kasfao sy i Makeda ary i Bôsôro mbamin’ny tanàna hafa any Gilehada. Jereo ny toko |