Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:35 - Baiboly Katolika

35 Avy ao i Jodasy, dia nihodina nankany Masfà; nasiany io dia azony, ka novonoiny ny lahy rehetra tamin’ny mponina, nentiny ny babo taminy, ary nodorany tamin’ny afo ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Taorian’izay i Joda dia nihodina nankany Alemà; nasiany io tanàna io, dia azony, ka novonoiny avokoa ny lahy rehetra tamin’ny mponina, nentiny avokoa ny babo tao, ary nodorany ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra