Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:34 - Baiboly Katolika

34 Vantany vao fantatry ny tafik’i Timoteo fa i Makabeo izay, dia rifatra nandositra teo anoloany izy ireo, ka nataony nisy ra mandriaka sy resy mihitsy; sahabo ho 8.000 no lehilahy maty tamin’izy ireo androtr’izay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ny tafik’i Timôty kosa, vantany vao nahafantatra hoe Makabeo izay, dia nandositra teo anoloany; ka nataon’i Joda resy mafy izy ireo ary sahabo ho andiany valo vatan-dehilahy taminy no maty androtr’io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:34
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra