Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:31 - Baiboly Katolika31 Rehefa hitan’i Jodasy fa efa rafitra ny ady, ary efa niakatra hatrany an-danitra ny akoran’ny mponina niaraka tamin’ny feon-trômpetra, mbamin’ny horakoraka be, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Rehefa hitan’i Joda fa efa rafitra ny ady ary efa nisondrotra nanaka-danitra ny akoran’ny mponina niaraka tamin’ny feon-trompetra mbamin’ny horakoraka be, Jereo ny toko |