Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:30 - Baiboly Katolika30 Nony maraina, nanopy ny masony izy ireo, ka nahatazana vahoaka tsy tambo isaina nitondra tohatra sy fitaovana hoenti-manafaka ny manda, ary niady tamin’ny Jody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Nony maraina, nanopy maso izy ireo ka nahatazana miaramila tsy tambo isaina nitondra tohatra sy milina fandrobahan-drindrina ary efa rafitra ady tamin’ny Jiosy. Jereo ny toko |