Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:3 - Baiboly Katolika3 Ny taranak’i Esao tao Idomea amin’ny tanin’ny Akrabatàna aloha, no niadian’i Jodasy fa namely ny zanak’i Israely; nataony resy dia resy tokoa ireo, ka naetriny sy nangalany babo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Namely an’i Israely ny taranak’i Hesao tao Idomea, ka niadian’i Joda tao Akrabatàna; nataony resy dia resy tokoa ireo ka naetriny sy nangalany babo. Jereo ny toko |