Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:29 - Baiboly Katolika

29 Niala teo tamin’ny alina izy, ka nandroso hatrany amin’ny mandan’i Datemàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Alina no nialan’i Joda sy ny tafiny teo ka nandrosoany hatrany Datemà, izay tanàna mimanda nialofan’ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra