Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:28 - Baiboly Katolika

28 Dia niova lalana i Jodasy; ny lalana mankany anaty efitra no nomban’izy sy ny tafiny; ka niseho tampoka teo anoloan’i Bôsôra izy: nalainy ny tanàna, novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra avokoa ny lahy tamin’ny mponina, nentiny daholo ny babo avy aminy, ary nodorany tamin’ny afo ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Dia niova lalana tampoka i Joda sy ny tafiny, ka nizotra tany an-taniefitra hankany Bôsôrà; nalainy ny tanàna, novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra avokoa ny lahy rehetra tamin’ny mponina, nentiny avokoa ny babo tao, ary nodorany ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra