Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:27 - Baiboly Katolika

27 misy koa mihiboka amin’ny tanàna hafa any Galaada. Ny fahavalony dia efa mioman-kananika ireo manda ireo rahampitso sy hahazo azy ary handringana azy rehetra ireo amin’ny indray andro monja.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 misy koa voafahirano amin’ny tanàna hafa any Gilehada. Efa tapa-kevitra ny fahavalony fa hananika ireo tanàna mimanda ialofan’ny Jiosy ireo rahampitso, ka hahazo azy ary handringana amin’ny indray andro monja ny Jiosy rehetra ao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra