Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:26 - Baiboly Katolika26 «Maro amin’izy ireo no voatana mihiboka ao Bôsorà, Bôsòra, Alimà, Kasfôra, Makedà ary Karnaima, tanàna lehibe samy mimanda; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 –Maro amin’ireo Jiosy ireo no iharan’ny fahirano ao anatin’ireto tanàna lehibe sady mafy ireto, dia i Bôsôrà sy i Bôsôro ary i Alemà mbamin’i Kasfao sy i Makeda ary i Karnaîma; Jereo ny toko |