Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:25 - Baiboly Katolika25 Nifanojo tamin’ny Nabateana izy ireo, ka noraisin’ireo tamim-pihavanana sy nitantarany ny manjò an’ireo rahalahiny any Galaada hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ny Nabateanina no tojo azy sy nandray azy tamim-pihavanana, ka nitantaràny ny manjo ireo Jiosy any Gilehada hoe: Jereo ny toko |