Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:24 - Baiboly Katolika

24 Ry i Jodasy Makabeo sy i Jônatasa rahalahiny kosa nita an’i Jordany dia nandroso lalan-kateloana tany anaty efitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Tamin’izay kosa ry i Joda Makabeo sy i Jônatàna mirahalahy dia nita an’i Jôrdàna, ka nandroso lalana telo andro tany an-taniefitra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra