Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:22 - Baiboly Katolika22 ka nenjehiny hatrany amin’ny vavahadin’i Ptôlemaisa. Sahabo ho 3.000 lahy no maty tamin’ny firenena, sady nentiny ny babo tamin’ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 ary nenjehiny hatrany amin’ny vavahadin’i Ptôlemaîda. Nahafatesan’ny Israelita sahabo ho andiany telo ny hafa firenena sady nentiny ny babo tamin’ireo. Jereo ny toko |