Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:21 - Baiboly Katolika21 Koa nankany Galilea i Simôna dia niady imbetsaka tamin’ny firenena, resy teo anoloany ny firenena, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nankany Galilea i Simôna, ka niady imbetsaka tamin’ny hafa firenena; dia resy ireo ka nitsoaka teo anoloany Jereo ny toko |