Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:20 - Baiboly Katolika20 Telo arivo lahy no notendrena hiaraka amin’i Simôna ho any Galilea, ary 8.000 kosa no hiaraka amin’i Jodasy ho any Galaada. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Vatan-dehilahy andiany telo no voatendry hiaraka amin’i Simôna ho any Galilea, ary andiany iray kosa no hiaraka amin’i Joda ho any Gilehada. Jereo ny toko |