Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:19 - Baiboly Katolika19 sy nomeny didy hoe: «Entonareo ity vahoaka ity, nefa aza mandrafitra ady amin’ny firenena mandra-piverinay.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 ka nomeny didy hoe: –Entonareo ity vahoaka ity, nefa aza mandrafitra ady amin’ny hafa firenena mandra-piverinay. Jereo ny toko |