Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:18 - Baiboly Katolika

18 Dia i Josefa zanak’i Zakaria sy i Azariasa samy mpifehy vahoaka no navelany teo Jodea miaraka amin’ny miaramila sisa hiambina,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia i Jôsefa zanakalahin’i Zakarià ary koa i Hazarià mpifehy vahoaka no navelany tao Jodea miaraka amin’ny miaramila sisa mba hiambina,

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra