Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:17 - Baiboly Katolika17 Hoy i Jodasy tamin’i Simôna rahalahiny: «Mifidiana miaramila ka mandehana manafaka ny rahalahinao any Galilea, fa izaho sy i Jônatasy rahalahiko kosa, ho any Galaada.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Dia hoy i Joda tamin’i Simôna rahalahiny: –Mifidiana miaramila ka mandehana manafaka ny mpiray firenena aminao any Galilea, fa ny tenako sy i Jônatàna rahalahiko kosa ho any Gilehada. Jereo ny toko |