Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:16 - Baiboly Katolika16 Nony nandre izany teny izany i Jodasy sy ny vahoaka, dia nisy fivoriana lehibe, handinihana izay tokony hataony ho an’ireo rahalahiny tra-pahoriana sy asian’izany fahavalo izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Nony nandre izany toe-javatra izany i Joda sy ny tafiny, dia nampanao fivoriana lehibe, handinihana izay tokony hatao ho an’ireo havana jiosy tra-pahoriana sy asiam-pahavalo. Jereo ny toko |