Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:15 - Baiboly Katolika15 «Nitambatra handringana anay ny olona avy any Ptôlemaisa, Tira, Sidona, ary avy any Galilean’ny hafa firenena manontolo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 –Nitambatra hamongotra anay ny olona avy any Ptolemaîda sy Tiro ary Tsidôna mbamin’i Galilea manontolo onenan’ny hafa firenena. Jereo ny toko |