Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:13 - Baiboly Katolika

13 Ireo rahalahinay nonina teo amin’ny tanin’i Toba dia voavono avokoa; nentin’ny fahavalo ho babo ny vady aman-janany, lasany ny fananany, efa ho 1.000 lahy no matiny tao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ny Jiosy rehetra havanay, nonina teo amin’ny tanin’i Tôbia, dia voavono avokoa; nentin’ny fahavalo ho babo ny vady aman-janany, lasany ny fananany, efa ho arivo lahy no matiny tao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra