Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:11 - Baiboly Katolika11 Efa miomana ho avy haka ny manda ialofanay izy ireo izao ary i Timoteo no filohan’ny tafiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Efa miomana haka ny tanàna mimanda ialofanay izy, ary i Timôty no mpitarika ny tafiny. Jereo ny toko |