Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:10 - Baiboly Katolika10 Nampitondra taratasy tany amin’i Jodasy mbamin’ireo rahalahiny izy nanao hoe: «Nitambatra hamely anay ho levona ireo firenena manodidina anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Dia nampitondra taratasy tany amin’i Joda mbamin’ny rahalahiny izy nanao hoe: –Nitambatra hamely anay sy handringana anay ny hafa firenena manodidina anay. Jereo ny toko |